Le passage du Président Chirac à Madagascar est un soutien fort à la Grande île. En tant qu'individu, anonyme, j'appuie fortement votre travail sur ce site dont je trouve très très interessant, nous sommes informés au quotidien des réalités sur le terrain, un forum animé, un album photo interessant et bien d'autres. Merci
yolra
24-07-2004 20:01:00
Je suis un visiteur parmi tant d'autres, et je voudrais juste féliciter les personnes qui s'occupent du site de leur bonne volonté et de leur abnégation, car je sais que ce n'est pas une tâche facile de s'occuper d'un site. Je leur souhaite bon courage et bonne continuation. Et bravo.
Nouveau lecteur
15-07-2004 12:14:00
82 % des enfants sont scolarisés cette année, selon le rapport du Ministre de l'Education devant l'AN.
On ne peut que féliciter le Président Ravalomanana et le gouvernement Sylla pour ces premiers et excellents résultats : les Malgaches relèvent la tête!Bravo!
Malagasy
07-07-2004 11:47:00
Dear Joseph.
I think that you have " Forum " to send your message. Malagasy not often used golden book. Sincerely
Jozsef Felfoldi
06-07-2004 14:37:00
Dear Ladies/Sirs,
We found a plant called Kalanchoe-Beharensis and we would like to import this flower to Hungary.Could you help us to find growers and companies in Madagascar who could supply us in this plant?
Waiting for reply.
Best regards,
Jozsef Felfoldi
Hungary
E-mail:felfjozsef@felfoldy.com
Ny marina, dia marin
06-07-2004 13:39:00
Marina tokoa izany!Ary ny mpitondra ankehitriny indray izao no voatery mandio ny tananà mandrakandroany dia mbola tsy vita!Sady izy ireo indray no mahazo loza hoe tsy mety mamaly botana.
Veloma lava
06-07-2004 13:25:00
Ireo olona ireo anie dia voatery nanao sesy tany nohon'ny zavatra nataony an'ny Tanindrazantsika sy ny malagasy ê.Valin'asa mendrika azy izany, ary ry zareo ihany no nifidy azy, satria samy mandray ny valin'ny natao avokoa n'iza n'iza...
Malagasy
06-07-2004 12:18:00
Betsaka ny mpanatsatso ry zareo, na inona na inona dia aza kivy ianareo any ivelany, na Frantsay, na any aminy toeran-kafa. Mandroso i Madagasikara, mahatoky ny fitondrana izahay aty, aza mety rebireben'ireo éxilés volontaires ianareo, masina ny tanindrazana.
futurflou
25-06-2004 15:53:00
Mino aho fa ho tsapan'ny maro ny ezaka efa natomboka ,hita fa manao izay mety tokoa Ravalomanana ary ho tsaraina ireo nanao ny tsy nety teo aloha indrindra moa fa izy ireo ihany no ao ambadiky ny mpandrava efa.
Mahereza ry mpiray tanindrazana fa tsy maintsy tafita ny taranatsika.
RABARY
21-06-2004 11:26:00
Mamerina ny fiarabana antsika mianakavy e indrindra fa ireo raim-pianakaviana tratry ny6 fetin'ny ray ny 20 jiona 2004,tolorana ny firariantsoa manokana ny filoham-pirenena hajaina Marc RAVALOMANANA sy ireo mpiaramiasa mahatoky aminy.Manoloana ny toedraharaha ankehitrio dia mankahery ny anareo ny tenanay mba hanana fandeferana mandrakariva manoloana ny fihantsina sy fandrangitana hataon'ireo MITONONA HO TIA TANINDRAZANA kanefa tena fositra sy fanetriben'ny firenena .Amiko ny fitiava tanindrazana dia fandrosoana vahaolana hamoahana ny firenena manamorona hantsana lalina satria tanindrazana hiombonana i MADAGASIKARA ary fotoana mety izao manakaiky ny fetim-pirenena izao.Ho antsika havana aty andafin'ny riaka kosa aza hadino re ny tanindrazana sy ny vahoaka malagasy satria hery lehibe ho fanarenana ny firenena ny fijoroanareo na dia aty antany lavitra aza.Mamerina ny fiarabana sy firariantsoa ny tenanay.Mba hanao fety sambatra anie isika mianakavy. RABARY.