Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Miasa sy manantena
Mankasitraka tanteraka aho ary miombokevitra aminareo eto @ ity sehatra ity.Ny antony dia tsra tokoa ny fampahafatarana ny zava-bitan'ny fitondrana, taritin'ny Presidà Ravalomanana, @ Malagasy rehetra na aiza, na aiza misy azy.
Koa mankahery antsika rehetra ary Tompoko!
Mpitazan-davitra
Anisan'ny mpitazana aho aloha, fa mahatsiaro koa sy maniry te hirotsaka @ izay asa azontsika atao aty dilambato.
Ahoana no atao mba ahafahana mandray anjara @ fanampiana ny Malagasy sy hiarahana misalahy aminy n'aiza n'aiza misy antsika?
RABARY
Miaraha tompoko,izahay dia mahalala tsara ny toe-draharaham-pirenena hianana ankehitriny.Ny teny tokana hataoko dia fampaherezana anareo mpitondra fanjakana satria mivaivay ny tsikera hiaraha mahalala anefa fa ny toe-javatra hiainana manerantany no mitarika izao rehetra izao,tazony ny teny efa nomena ny vahoaka ,mitadiava vahaolana haingana fa mbola manohana hatrany ny maro an'isa.Hoantsika vahoaka madinika kosa dia tohany ny mpitondra,aza manaiky ny fampisaraham-bazana kendren'ny sasany hatao,tsarovy hatrany ny fahendrena napetraky ny Ntaolo fahiny ny firaisankina no hery .Marina fa sarotra ny lalana diavina ankehitrio kanefa tsy misy tsy hain'ilay NAHARY hatao raha mbola mitana ny fahamarinana isika malagasy.Ny taotrano hono tsy hefan' irery ka miraisa hina sy mifanohana hatrany.Hoanareo havana any dilam-bato ,tsarovy ny mpiray tanindrazana malagasy tohano ara-kevitra ,ara-bola, ara-pitaovana fa indrindra tohano amambavaka satria ny fivavaky ny marina no mahery indrindra.
lipo
miarahaba anao Mr Ravalomanana ny tiako hambara fotsiny de tsotra eh ! hitadiavo vahaolana haingana i Gasikara fa izahay moa aty lavitra aty de resaka be fotsiny no henonay tsy mahalala ny tena marina izahay fa teny tsotra no ataoko de ho lava fanapahana eo @ fitondrana anie ianao de mirary soa ho anao de mandrampihaona indray
Andrirahona
Fisaorana feno no atolotra anareo izay nanokatra ity tranonkala ity mba ahafahana manamarina ny zava- misy sy ny vaovao mivoaka amin'izao fotoanan'ny fanankianana sy fitsikerana izao
Mpamaky mazoto
Faly loatra mahazo vaovao isan'andro nohon'ny fiezahanareo TIM.Tohizo ary misaotra anareo be dia be.
RADIOFAHAZAVANA
Ce sera bien de rajouter dans vos liens le site de RADIO FAHAZAVANA sur FM 88.6 à Madagascar www.radiofahazavana.com
alain
Bonjour à toute l'équipe, je reviens de 15 jours de séjour à Mada, découverte d'un pays merveilleux pourtant si pauvre. Ma femme originaire de Tana n'était pas retournée depuis 33 ans, retrouvaille de la famille que du bonheur !!Amitiés.
ho ha masina nosoavi
C'est un trou de verdure où chante une rivière / Accrochant follement aux herbes des haillons / D'argent ; où le soleil, de la montagne fière, / Luit : c'est un petit val qui mousse de rayons. // Un soldat jeune, bouche ouverte, tête nue, / Et la nuque baignant dans le frais cresson bleu, / Dort ; il est étendu dans l'herbe, sous la nue, / Pâle dans son lit vert ou la lumière pleut. // Les pieds dans les glaïeuls, il dort. Souriant comme / Sourirait un enfant malade, il fait un somme : / Nature, berce-le chaudement : il a froid. // Les parfums ne font pas frissonner sa narine ; / Il dort dans le soleil, la main sur sa poitrine / Tranquille. Il a deux trous rouges au côté droit.
ravalomanana : hohamasinina anié ny anaranao
six
j'habite Los Angeles et je tiens à remercier Ravalo je suis fier de vous c la premiere fois ke je visite ce site;ce ki me permet de connaitre l'info du pays ,bon courage