Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
MAHIRATRA
Miarahaba tompoko o,efa ela ihany ny tenanay no tsy nanoratra teto no ho ny antony samihafa.Mahalasa saina ihany ny zava-nitranga tetsy MAHAMASINA nadritry ny fanokafana ny SALAMA 2005 ka nahatezitra ny filoha Malagasy,taiza no nisy firenena manerantany ka ny asa tanana sy taozavatra no nampandroso ny toekareny? tsy tokony hahatezitra noho izany ny zavanitranga satria tsy natao hoan'ny olona rehetra ny asa tanana fa hoan'ireo vahiny satria produit de luxe ireny tsy takatry ny tokatrano gasy.
Faharoa mikasika ny vidim-bary nahoana no maherin'ny 1000 ariary ny varifotsy mivoaka ny ozinina fitotoam-bary kanefa mbola amidy mitokana ho 200 ariary ny kilao amin'ny apombo angamba tsy misy intsony ny fanarahamaso ka samy te hanambola vetivety isika na dia amin'ny tsy fahamarinana aza.
Tsotra ny fangatahiko dia ny fanentanana ny fanjakana mba hijery vahaolana haingana fa mahantra ny vahoaka,ny manana mbola hanana betsaka hatrany ny mahatra kosa dia hitohy hahantra hatrany rahaizao nomitohy //
zany an!
raha izao no mitohy de hiongana tsy ho ela ravalo
Mankasitraka
Raha sahala @ izao ataon'ny Presidà Ravalomanana izao no ho ataon'ny Malagasy rehetra, dia ho vetivety dia madio i Madagasikara : izany hoe ho lasa daholo ireo mpijapy, tsy vonona ny hanova fisainana sy andray andraikitra mazava @ fampandrosoana ny tanindrazantsika!
Hoatra ny niseho tà "SALAMA 2005": mazava fa tsy nomen'ny mpiandraikitra lanjany ny mapanao toejavatra.
Tsyhogasyintsony
Misaotra lehiroa, misaotra prezdà. Efa ela ihany izay fa ianao no tena nahatonga ahy hanapa-kevitra ny tsy ho gasy intsony.
Mirary soa ho an'ireo izay mbola mazoto hipetraka eto gasikara fa izaho dia handeha.
TikoGasikara
Je pense que Bianco travaille bien pour déraciner la corruption à Madagascar. C'est très bien car c'est un des moyens le plus efficace pour se dévellopper c'est de dire à Dieu à la coruption et de travailler dur et normalement comme il se doit. Le travail est déjà comme thérapie. Alors, travillons nous si nous voulons bien développer notre pays.
HAGA
>>>Ce qui a été détruit lentement peut se renconstruire rapidement mais les méfaits de 30ans de pouvoir ne se reconstruiront pas en 3ans.
De la perséverance mes amis ! De la perséverance ! les chiens aboient la caravane passe...
www.madagascar.mg
on ne gere pas le pays comme on gere une entreprise.
de plus, si gerer le pays signifie mettre main basse sur tous les secteurs cles de la nation, alors je dis, chapeau monsieur le president.
si developper le pays signifier museler la presse, alors je dis misaotra monsieur le president
si fampandrosoana ny firenena passe par le fampandrosoana du groupe tiko, alors je dis merci monsieur le president.
voyons les choses en face, le pays coule, tout le monde le voit, la communaute internationale le voit, les bailleurs de fond le voient, tout le monde sauf le president.
Misaotra monsieur le president, merci de mettre notre pays dans la misere totale
abats ravalomanana
celuiqui prend le pouvoir par le sang le quittera par le sang..... c pour bientot
haryeva
Mino sy manantena fa tsy hotahak'ireo taona lasa zay ny fangirifirin'ireo gasy mpiray tanindrazana.Manontany tena lalandava Mba rahoviana ihany no hisy ny fisondrotan'ireo madinika.Nefa kosa isika gasy tokony hiray saina ,hanova ny toe-tsaina voalohany indrindra.Mba tsy hanao izay ampihorohoro ny vahiny tonga any amintsika ,zay anisan'ny mampidi-bola ny firenena eo amin'ny lafiny tourisme.tsy moramora ny manarina ny lesoka taona maro lasa zay, ka andao hiara anandratra ny GASIKARA.Misaotra indrindra tompoko amin'ny fiovana efa manomboka.
haryeva
Mino sy manantena fa tsy hotahak'ireo taona lasa zay ny fangirifirin'ireo gasy mpiray tanindrazana.Manontany tena lalandava Mba rahoviana ihany no hisy ny fisondrotan'ireo madinika.Nefa kosa isika gasy tokony hiray saina ,hanova ny toe-tsaina voalohany indrindra.Mba tsy hanao izay ampihorohoro ny vahiny tonga any amintsika ,zay anisan'ny mampidi-bola ny firenena eo amin'ny lafiny tourisme.tsy moramora ny manarina ny lesoka ka andao hiara anandratra ny GASIKARA.