Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
fanantenana

Ny manao ihany no voatsikera !
solitika
Asa de hanao akory ngah ny ho av'ty fireneko ty ry Jeso.Miandry anao ny tany.
Mino
Qui ose critiquer aujourd'hui, approbation de la Banque mondiale. Félicitations, félicitations à Ravalomanana en particuliers et de ses collaborateurs.
xxxx
Une chose est certaine mes amis, le Président Marc RAVALOMANANA est l'homme de la situation, nos différents partenaires financiers nous font confiance dans la politique menée par notre cher Président. Les opposants n'ont plus qu'à se tenir à carreau, aucune proposition, aucun argument objectif à part ces attaques personnelles en la personne du Filoha ( le Loza en dit long dans la bêtise humaine, le crn avec ses 2 membres, le spudn dont nous avons plus de nouvelle et maintenant le soit disant club 17, la réconciliation nationale, ils n'ont toujours rien compris ces gens ? ) Je félicite la liberté de parole sur ce site, le forum est très animé, très ouvert, tout le monde peut s'exprimer librement, merci infiniment, hoy xxxx.
Mamigasy
Quand j'ai lu le message de notre pRésident lors de son voyage à New York par le Cite Sobika.com. Je suis très reconnaissant parce que je vois que Madagascar bouge et prend en main vraiment son destin. Particulièrement, je suis très content de son intervaention que je cite: "Investissement dans l'éducation et non dans la situation urgente"
Que le seigneur bénisse Notre Patrie.
RABARY
Mamerina fiarabana hoan'ny rehetra ny tenanay.Nahavelombolo tokoa ny niatrika ny kongresim-paritry ny Tiako i MADAGASIKARA faritra ANALAMANGA ny 27 Septambra teo, hita taratra mantsy ny risi-po vaovao sy ny finiavana hananan'ny tsirairay hampandroso marina ny tanindrazana hiombonana tsy hanavahana foko na antoko politika mantsy ny fampandrosoana fa afaka mandray anjara avokoa ny tia tanindrazana rehetra ka mbola mahatsapa fa misy ra malagasy mikoriana ao anatiny.Hita taratra tamin'ny lahateny nifandimbiasana koa fa misokatra amin'ny rehetra ny TIM foto kevitra hatrany ampiandohana izany ,tsy manampahavalo ny natoko fa ny FAHANTRANA no fahavalo hiombonana ,koa alao hery ary ry malagasy rehetra mba hifanome tanana isika mianakavy ,ny vahiny mantsy efa mba manao izay ho afany hanampiana antsika ka isika hanateran-kira indray ve no hilaza tsy hahay handihy ? Mahereza ry mpitondra fanjakana mahavita be amin'ny andraikitra sy adidy nampiantsorohan'ny vahoaka anareo fa tsy maintsy mandroso .
anjevag2
Misaotra ny Tim aty lavitra ary manohana izay rehetra mitady ny fanavotana ny taindrazana iombonana
Raneny
Ela ny ela ka tonga ihany ny fotoana hanan'i Madagasikara Filoha vonona hampiseho atrany ny tena maha malagasy ny Malagasy!Hery lehibe izany ahafahantsika tsirairay mijory sy mitraka, na dia mbola sarotra aza ny fiainana.
ho ela velona anie isika mba hifandrimbona @ fampiroborobona an'ity tanindrazantsika ity!
Mankasitraka
Mankasitraka sy mankatelina tanteraka ny asa sy ny fahatozoanareo miara misalahy miandraikitra sy manatontosa ity sehatra ity.Mahazo vaovao maro isan'andro ny mpitsidika.Mahereza fa sady ilaina satria manadio ny rivotra hiainana, no mahafinaritra ny rehetra.
Sandy
Les images du président Chirac à Madagascar sont excellentes dans la rubrique album photo, bravo pour cette compilation.