J'espère que Madagascar soît une autre fois une Île Heureuse!!
Misaotra tompoko par les changements. J'espère que cela ne va pas cesser.
Ny Rariny ihany
06-04-2005 10:36:00
Tena mahamenatra tokoa ny nafitsok'ireo exilés volontaires tà asabotsy 2 aprily, nivazavaza tà mpandalo teo @ Trocadéro sy namahandalitra ny Malagasy. Mampalahelo fa tena tsy miova fietsika tsy mahalala ny ataony mihintsy ry zareo, nefa mitomany hoe hiverina eo @ fitondrana. Mitondra ny tenany aza tsy ainy, ka aiza moa izay fahaizany hitondra firenenana, araka ireny efa hita nandritra ny 30 taona mahery ireny.
Mampiseho fitondratena vanona sy fahaizana mandray andraikitra mazava, dia ho hitanareo fa hisokatra tsy misy hanakan'dalana anareo akory.
Gasymanajafombandraz
04-04-2005 19:00:00
Tena gagag ihany izahay aty Abidjan, mandre ireny tsy fifankahazoankevitra ataon'ny malagasy sasatsasany any Frantsa ireny. Tena menatra olona mihisty aloha raha Gasymanajafombadrazana toa ahy no tsy hifanarankevitra any antan'olona any e! Hita tokoa fa tia kely ny Gasy sasany ary tsy mba mitsinjo izany hoe hoavin'ny taranaka izany. Asehoy ny "projet" nareo raha tehampandroso an'i Madagasikara ianareo fa aza ny olona misas indray no rembarendremana e! Miala tsiny aloha raha manao teny henjana satria tena mihevtra izahay fa mahamenatra olona izany fihetsika izany e! Mbola tsy tafiditra ao anatin'ny saiintsika ihany angamba ny teny hoe "zarazarao hanjakana " Raha vao io no hatao hanjaka, na androany na rahampitso dia tsy handroso Madagasikara.
Gasy ihany no manoratra.
stixkofy
19-03-2005 23:12:00
solidarité et espoir pour l'avenir de notre pays au main de Mr ravalomanana a qui j'inspire confiance et amitié au nom de ma ville natale qui est Antsirabe.
Alltronix
15-03-2005 15:49:00
Mitady ho kivy izahay raha mijery ny zavamisy ankehitrio izany hoe ny fiainana andavanandro,ahoana ihany e voafehy ve sa tsia ny fitantanana e raha sanatria ka tsia voafehy dia mba mihaino ny hevitry ny hafa fa aza manakatona varavarana.Fa zavatra iray faharoa mahalasa saina koa mikasika ilay teny faneva FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA moa ve natao hanjonoana olona fotsiny ireny sa mba hotanterahina e raha ho tanterahina dia hatomboy amin'ny zavatra kely indrindra ny FAHAMARINANA fa tsy hokobaka ambava.Tadidio fa mpindrana fahefana avy amin'ny vahoaka isika tsy tompony fa mpamerin-dohany,ary ho tsarain'ny tantara amin'izay atao rehetra,mba tsinjovy ihany ny madinika tsy mba misy mpiaro e,ireny anie no antoky ny rahampitso e...
mamygasy
04-03-2005 12:42:00
Je pense que la liberté économique et la liberté politique vont de pair. Malagasy, il faut produire beaucoup pour vaincre la pauvreté.
Merci.
mamigasy
27-02-2005 16:45:00
Je suis très supris par rapport au comportement de nos magistrats. Ce sont eux qui vont être le modèle dans toute chose au Pays qui mettent en sacrifice sur l'autel de l'indivualisme l'intérêt du peuple.
Est-ce que vous êtes malgache ou non!
Merci!
Rasoa
23-02-2005 19:15:00
Famaliana ho an'i Mamygasy : raha mandinika ny tantara isika dia ny volantsika ihany anie no haverina amintsika ê
rakotorija
07-02-2005 11:23:00
Miarahaba anareo aty antanana aty.Faly be izahay zanaka ampielezana amin'ny fivoarana misy eto Dago.Antenainay kosa fa ny diaspora malagasy tsirairay dia hampiasa ny volany aty dago ho fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana ny firenena.
ho ela velona anie Madagasikara.
Rakotorija ihany no manoratra.
jajah
14-01-2005 17:19:00
La parti Tiako i Madagasikara sera le modèle des partis politiques en Afrique d'ici peu.
Grâce à ce site , le monde connaitra ce parti qui pourra devenir l'exemple du parti au language d'action.Bon courage à nous tous!