Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Faly
Tena faly tokoa misy sehatra toy itony hifaneraserana samy malagasy aty lavitra aty.Misaotra anareo koa mampiseho sy mitandro ny fifanajana amin'izany.
Mpankasitraka
Misaotra ny mpikarakara rehetra ity sehatra fitafana ity @ fampatsiharovana ny 29 martsa, izay andro tsy tokony ho adinotsika rehetra, satria ny fanjanahantany dia zava doza tà tantaran'i Madagasikara sy nitarika ny PADESMA ary ny forongony, izay mbola manantena sy miezaka @ tsy fampandrosoana ny tanintsika.
Mahereza.
Ra Dada
Mampalahelo ny mamaky ny soratra nataon'ilay Cond etsy ambany. Izao fotsiny re tompoko ô, izahay dia mahatoky tanteraka an'i Filoha Ravalomanana, raha raciste izy araka ny teninao dia raiso izay andraisanao azy, fa aminay izy dia Filoha ny Malagasy tsy vaky volo. Iza no tianao ho Filoha izany, Ratsiraka indray ve no tianao andray ny fitondrana, aleoko miteny aminao hoe, miandrasa fa na hisy nify aza ny akoho dia tsy ho Filoha intsony ingahy Ratsiraka. Very saosy ianareo no mahatonga anareo mikamenona, mibolisatra eny an-tànanareo daholo ny saosy nalaina teo aloha, koa tsy mandeha intsony ny resaka dia mi-wawawa tokoa sisa no hery. Ela velona anie ny Filoha Marc Ravalomanana, ho tahin'Andriamanitra ny firenena sy ireo miasa ho azy.
mamy
bonjour et bravo a tim .Vive le president ravalomanana et la republique democratique de madagascar est le peuple malagasy
Lova
Ne pas confondre livre d'or et forum, le débat se fait dans le cadre du forum cher Cond. Une opposition négative et mi-wawawa sans cesse.
COND
TIM=RA8 and Co sont fous et RACISTES.
Ny Mpino
Misimisia ny maromaro ny toy itony, tena matehidera, sy fianatra @ fampisehona ny zavatra tena misy any Madagasikara, mba hanosika samy hiezaka ny tsirairay.
Alao hery aza!
Rasoa
Misaotra indrindra à asanareo, fa ilaina ny mampandroso ny fihavanana sahala @ izao.
Mahavità soa!
Mpankasitraka
Mahafaly tokoa ny mahita an'ity sehetra ity hiarahana mitafa momban'i Madagasikarantsika ampifanajana, ary aoka hitohy izany.
Nefa kosa raha misy ny mihaopefy, dia angatahana ny mpikarakara mba tsy hisalasala anao izay hifanomezan'kaja mandrakariva, mba ahafahana mifanakalo hevitra ampandroso ny tanintsika.
Misaotra indrindra an'ireo mpitantana ao à Tiako-i-Madagasikara mampahatsiaro sy manana fietsika mitandro an'izany .
Mankasitraka ê!
Tatou
Bravo, bravo et encore bravo