Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
maelle
La surprise du jour, Découverte de ce site, lontemps attendu.Merci pour MBS, gratos et bien audible ! Je retrouve sur le forum ceux qui aiment et ceux qui n'aiment pas, mais tant pis, faut avancer ensemble. Longue vie .
bibiango
tandremo sao dia hanjavona indray rehefa afaka herintaona
RALALA
Misaotra indrindra amin'ny fandavan-tena homenareo ho an'ny firenentsika, dia mirary soa sy ho lava andro anie ity tranok'ala ity.
Fanja
Misaotra anareo e. Mahafinaritra ny radio MBS
Rafidison
Tohizo fa mahafinaritra marina.
Kikoo
Mankasitraka fa tohizo ny ezaka
Rija
Tsara ilay tranon-kala,ilay album photos no tena nankafiziko,nahitako fiovana maro Antananarivo(trano maro mijoala²)fa mba mangataka raha afaka asiana ezaka ny sary @ faritra hafa maro ao Dago.
Gasilahy
Miarahaba,
Fitaovana matanjaka ifanakalozam-baovao sy hifamakiana hevitra sy teny ary paika maro isan-karazany itony tranokala itony. tsy mena-mitaha amin'ny vitan'ny hafa ny sain'ny Malagasy ka tsy tokony hitsanga-menatra isika mianakavy.
Misaotra ny teknolojia sy ny mpikirakira azy manafaka ny halavitan-tany, sady manafaingana ny tendri-lavitra. Mahery ny sary sy soratra, koa mino ny fandraisan'andraikitry ny olona mifanakalo eto isika. Handresy hatrany ny saina matsilo sy fanahy mazava hampandrosoana miaraka ny Firenena Malagasy, na any Gasikara izany, na ny aty am-pielezana.
Mankasitraka tompokolahy, mankatelina tompokovavy. Mirary soa hatrany ho ela velona. Ny mitabe tsy resin'ny tahotra ! Mahasahia isika raha te-hivoatra mandrakariva.
Gasilahy (Eto Eropa)
Auguste
Fahamarinana/Fahamasinana/Fampandrosoana.
Misaotra
Ranoa
Tsara tarehy, mora vakiana, tena matihaninana ê. Mazotoa hatrany miasa ho an'ny tanindrazantsika.