Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Mora
Félicitations à ce site. Je n'ai pas d'autres mots, sauf que je soutiens le Président Marc Ravalomanana à 100 %, toute sa volonté de sortir Madagascar de cette pauvreté.
Izaho
Miarahaba ny tompon'andraikitra à ity tranokala ity, ary maniry indrindra sy mirary ny hitohizany.Satria sambany misy toerana ahafahana miresaka malalaka sy ampifanajana, ar
y manaraka ny zava misy rehetra any antanindrazantsika.
Aoka anie hitohy ny fahatsiarovantena ao à isika rehatra, fa izany no ampiroborobo an'i Madagasikara.
Lola
Mety ny tranokala e. An'isany manao forum ny tenako, ao ireo mpanindrona tsy misy farany, asa na voa karama angamba ny sasany. Rehefa sendra mba tonga ny tary, dia hita eo foana ry zalahy, gaga mihintsy aho. Nefa na izany aza, mahafinaritra ny ady hevitra. Rehefa mizotra ny démokratie dia manaiky foana izahay.
Fanjatiana
Très heureuse de lire les infos de ce matin du 31/12/2003 sur votre site, Sophie Ratsiraka, Pierrot Rajaonarivelo condamnés. La 1ère avec un mandat d'arrêt international, le second comme à son habitude. Je ne peux m'empêcher de penser aux victimes, à leurs famille et au peuple Malgache. Merci à vous et au Président de la République Marc Ravalomanana de faire réparation de toutes ces atrocités.
idiot
Merci infiniment pour votre dévouement. Surtout quand il se fait tard dans la nuit !!!
J'apprécie particulièrement la radio(en direct de Mada), la synthèse des news et la liberté d'expression sur le forum.
Pour David, je propose de lui rendre lisibles les caractères. Une petite suggestion (si je peux): Un Edito régulier serait le bienvenu pour dynamiser encore plus le site. Celui-ci servirait de point de départ pour un débat par exemple.
Balita
Sendra nitsidika ny tranokala, ka tonga dia ny Album no nosokafana: tena tsara tokoa ny hevitra mampiseho an-tsary ny tanàna, ny aglomération, ny fampitaha, ankoatry ny sary politika nahazatra hatramin'izay.
Sambany no nisy fampisehoana an-tsary marobe toa izao ny vohitr'i Gasikara amin'ny lafiny tsara sy voafantina, satrai malagasy no manao azy. Satria ny tsotsoka mampiseho sary ny tananantsika dia jamban'ny sary mahonena sy ny fahantrana loatra. Misaotra amin'ilay fiovàna sy finiavana.
Kanefa tsy iarivo irery no Madagasikara, ka irariana ny mba handefasan'ny any an-tanindrazana sary hafa ihany koa isam-paritra, indrindra ny hisintonana ny olona avy aty ivelany hampiasa vola any Dago (na dia hanao fitsidihana fotsiny ihany aza hampiditra devizy.
Manaova fety soa jiaby, mamikely havia sy havanana hoan'ny tsirairay.
Christian
Nisy niteny tamiko hoe manana site ny TIM. Somary kenda ihany aho satria efa betsaka loatra ny resaka mandeha mikasika ny fitondrana any Madagasikara, nefa kosa, rehefa mi-surf eto aho dia mahatsapa, fa tena libre ny resaka, ny vaovao mazava. Tsara tokoa angamba ny mijery ny andany sy ny ankilany afahana mandajalanja ny resaka, soa dia voa ny intox ataon'ny radidy, tena mila mailo satria tena rasty tokoa ry zareo, mandrak'ity ny androany
Lalaina
Bravo pour ce site ! Merci à la webmistress, qui, au passage est vraiment mignonne ! Merci aussi à ceux et celles qui en font la mise à jour. Cependant, je me permets de faire une petite remarque sur le contenu : je regrette que la rubrique "Expression" ne soit pas mise à jour autant que faire se peut.
Si je viens sur ce site, c'est pour, entre autres, avoir l'opinion du TIM sur le cours des affaires nationales.
Certes, le leitmotiv est "Asa fa tsy Kabary", mais toujours est-il que j'ai l'impression finalement d'entendre plus, à travers les médias, les détracteurs du régime que ceux qui le soutiennent ! Aussi, de grâce, ne les laissez pas trop dire n'importe quoi n'importe où. Rendez-vous compte, on en vient presque à "victimiser" ceux qui ont été emprisonnés suite aux événements de 2002, tellement leurs partisans font un grand travail de lobbying, lobbying qui n'existe malheureusement pas du côté des "vrais" victimes.
Merci et bon courage !
Voahangy
Tsara be ireo spot, album photos, forum, radio, vaovao sns. Misaots'é
David
WM, minoa fotsiny ihany, sa ahoana hoy ianao.