Livre d'or

   118 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nina
Mandrovitsiha ny andaniny, fa fanenjehana sisa no any azony atao.Satria ny azo avo hono alandrivotra, efa miakatra tokoa izany ny fitondrana entin'i Prézidà Ravalomanana!
Martin
Le site officiel du Tim est fiable, je vous remercie infiniment pour les différentes infos quotidiennes en provenance de la grande île. Bravo, on vous soutien tout naturellement dans vos actions.
connait tout
//solo dollars se cache alile maurice plus precisement a quatre bornes.
Fara
Mahatoky anao ny firenena Ato filoha Ravalomanana. Marina fa betsaka ny mpanenjika, fa matoa be izy ireo, dia mandroso ny asanao. Misaotra anareo Tim manokatra site ohatran'izao.
xxxx
Il y a des jaloux selon le Président Ravalomanana, c'est vrai, mais on ne pourra jamais arrêter ce fleau, ce qui signifie qu'ils constatent qu'on avance. Que le Tim continue dans cette lancée, tant mieux, on vous soutien pour faire avancer Madagascar, le peuple est derrière Ravalomanana.
Soa
Tohizo tsara ny fifampandraisanareo eto @ ity sehatra ity ny Malagasy miresaka ny fandehanjavatra any antanindrazantsika.Mahereza fa tsy maintsy mandresy ny marina, ary ho vavolombelon'ny asa ny bainga.
Nina
Tena tsara ny manome vaoavao isan'andro ho antsika Malagasy tsimialonjafy aty ampitandranomasina.
Tohizo ary maleova mahalasana daholo.
Ra Neny
Tonga ny fotoana hananan'ny Malagasy Mpitondra mendrika sy mikatsaka ny tombotsoa hoa an'ny daholobe.
Tsara sy mahafaly ny himasoanareo eto à ity sehatra ity, mba hampahalalana, sy ampibaribarina ny asa ifotoran'ireo mpitondra.Enga anie mba aharitra ela tokoa eo @ izany fitondrana izany izireo!
Dadatoa
Misaotra anareo mpikarakara ny site, fisaorana mitafotafo no atolotro anareo manome vaovao isan'andro avy any Madagasikara, hita etoana ny fhamarinana.
oely
Na dia latsaka anaty lavaka efa nandritra ny taona maro (1958-2001)aza ilay Madagasikara dia mahavelo-mpanantenana fa mbola misy kay ny malagasy vonona ny hampitraka indray ilay firenena iombonana, indrindra moa fa miha-miseho fa misy tokoa ny malagasy vanona tsy be tabataba fa mikatsaka hatrany ny fandrosoana. Mendrika azy ireo ity sehatra vaovao napetrakareo ity ka misaotra sy makatelina anareo nitoto naha-fotsy sy nahandro naha-masaka.